1 Mpanjaka 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana, ka niteny hoe: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Amin’ireto no hanotoanao* ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”
11 Dia nanamboatra tandroka vy i Zedekia zanak’i Kenana, ka niteny hoe: “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Amin’ireto no hanotoanao* ny Syrianina mandra-pandringanao azy tanteraka.’”