-
1 Mpanjaka 22:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia hoy i Jehovah: ‘Iza no hamitaka an’i Ahaba mba hiakarany any Ramota-gileada ka ho faty any izy?’ Ary niteny zavatra iray ny anankiray, fa ny anankiray kosa niteny zavatra hafa.
-