1 Mpanjaka 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Dia nodimandry any amin’ny razambeny+ i Josafata, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny. Ary i Jorama+ zanany no nanjaka nandimby azy. 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:50 Fandalinana, Boky 2,
50 Dia nodimandry any amin’ny razambeny+ i Josafata, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny. Ary i Jorama+ zanany no nanjaka nandimby azy.