2 Mpanjaka 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izy 25 taona no lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tao Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria+ izy io. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Tamin’izy 25 taona no lasa mpanjaka, ary nanjaka 29 taona tao Jerosalema izy. Abia no anaran-dreniny, ary zanak’i Zakaria+ izy io.