2 Mpanjaka 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Josia, sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Tsy niala tamin’izany izy, na nivily niankavanana na niankavia.
2 Nanao izay tsara teo imason’i Jehovah i Josia, sady nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Davida razambeny.+ Tsy niala tamin’izany izy, na nivily niankavanana na niankavia.