2 Mpanjaka 22:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia asaivo omeny an’ireo voatendry hiandraikitra ny asa ao an-tranon’i Jehovah ilay vola. Ireo indray no hanome izany an’ireo mpiasa ao an-tranon’i Jehovah, izay hanamboatra ny simba* amin’ilay trano,+
5 Dia asaivo omeny an’ireo voatendry hiandraikitra ny asa ao an-tranon’i Jehovah ilay vola. Ireo indray no hanome izany an’ireo mpiasa ao an-tranon’i Jehovah, izay hanamboatra ny simba* amin’ilay trano,+