13 “Mandehana misolo tena ahy sy ny vahoaka ary ny Joda rehetra, ka anontanio i Jehovah momba an’ireo teny ao amin’io boky vao hita io. Fa tezitra be i Jehovah,+ satria tsy nankatò ny teny voalaza ao amin’io boky io ny razambentsika. Tsy narahin’izy ireo izay rehetra voasoratra momba antsika.”