2 Mpanjaka 22:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Niala tamiko izy ireo ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany+ rehetra. Ho tezitra amin’ity toerana ity àry aho ka ho toy ny afo tsy mety maty ny hatezerako.’”+
17 Niala tamiko izy ireo ka nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany+ rehetra. Ho tezitra amin’ity toerana ity àry aho ka ho toy ny afo tsy mety maty ny hatezerako.’”+