2 Mpanjaka 23:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola tezitra be tamin’ny Joda foana izy noho ny zava-drehetra manafintohina nataon’i Manase mba hampahatezitra azy.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:26 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/1/1987, p. 25
26 Tsy nitony mihitsy anefa ny fahatezeran’i Jehovah, fa mbola tezitra be tamin’ny Joda foana izy noho ny zava-drehetra manafintohina nataon’i Manase mba hampahatezitra azy.+