2 Mpanjaka 23:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Nogadrain’i Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy ilay tany, dia volafotsy 100 talenta* sy volamena iray talenta.+
33 Nogadrain’i Farao Neko+ tao Ribla+ any Hamata izy, mba tsy hanjaka tany Jerosalema. Ary nampandoavin’i Farao sazy ilay tany, dia volafotsy 100 talenta* sy volamena iray talenta.+