2 Mpanjaka 3:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hitan’ny mpanjakan’i Moaba fa resy izy, ka nitondra 700 lahy mpampiasa sabatra izy mba hanavatsava hankany amin’ny mpanjakan’i Edoma.+ Tsy nahavita an’izany anefa izy ireo. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:26 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
26 Hitan’ny mpanjakan’i Moaba fa resy izy, ka nitondra 700 lahy mpampiasa sabatra izy mba hanavatsava hankany amin’ny mpanjakan’i Edoma.+ Tsy nahavita an’izany anefa izy ireo.