26 Dia hoy i Elisa taminy: “Tsy fantatro angaha izay nitranga rehefa nidina avy teo amin’ny kalesiny ilay lehilahy mba hitsena anao? Angaha moa izao fotoana andraisana volafotsy, na akanjo, na sahan’oliva, na tanimboaloboka, na ondry, na omby, na mpanompolahy, na mpanompovavy?+