2 Mpanjaka 6:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Fa maninona ianao?” Dia hoy ilay vehivavy: “Niteny tamiko ity vehivavy ity hoe: ‘Ento atỳ ny zanakao hohanintsika androany, dia ny zanako no hohanintsika rahampitso.’+
28 Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Fa maninona ianao?” Dia hoy ilay vehivavy: “Niteny tamiko ity vehivavy ity hoe: ‘Ento atỳ ny zanakao hohanintsika androany, dia ny zanako no hohanintsika rahampitso.’+