- 
	                        
            
            2 Mpanjaka 8:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 Koa lasa nitsena an’i Elisa i Hazaela sady nitondra ny karazan-java-tsoa rehetra nisy tany Damaskosy mba hatao fanomezana. Rameva 40 no nitondra an’izany. Dia tonga izy ka nitsangana teo anatrehany, ary niteny hoe: “I Beni-hadada zanakao, mpanjakan’i Syria, no naniraka ahy ho atỳ aminao hanontany hoe: ‘Ho sitrana amin’izao aretina izao ve aho?’”
 
 -