2 Mpanjaka 13:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Joahaza, ka nalevina tany Samaria.+ Ary i Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.
9 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Joahaza, ka nalevina tany Samaria.+ Ary i Joasy zanany no nanjaka nandimby azy.