2 Mpanjaka 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izy 25 taona no nanomboka nanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Joadina no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:2 Fandalinana, Boky 2,
2 Tamin’izy 25 taona no nanomboka nanjaka, ary nanjaka 29 taona tany Jerosalema izy. Joadina no anaran-dreniny, ary avy any Jerosalema izy io.+