FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy novonoiny anefa ny zanak’ireo mpamono olona ireo, fa narahiny izay voasoratra ao amin’ny boky misy ny Lalàn’i Mosesy. Izao mantsy ny didin’i Jehovah voalaza ao: “Ny ray tsy tokony hovonoina ho faty noho ny ataon’ny zanaka, ary ny zanaka tsy tokony hovonoina ho faty noho ny ataon’ny ray. Fa ny fahotana vitan’ny tsirairay ihany no tokony hamonoana azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara