20 Koa nanangona volafotsy avy tamin’ny Israely i Menahema, ka notereny handoa volafotsy 50 sekely isan’olona ny lehilahy nanan-kaja sady mpanankarena.+ Nomeny ho an’ny mpanjakan’i Asyria izany avy eo. Dia lasa ny mpanjakan’i Asyria, fa tsy nijanona tao amin’ilay tany.