2 Mpanjaka 15:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nanao tetika hamelezana an’i Peka zanak’i Remalia i Hosea+ zanak’i Elaha, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faha-20 nanjakan’i Jotama+ zanak’i Ozia. 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:30 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
30 Dia nanao tetika hamelezana an’i Peka zanak’i Remalia i Hosea+ zanak’i Elaha, ka namono azy ho faty. Ary izy no nanjaka nandimby azy, tamin’ny taona faha-20 nanjakan’i Jotama+ zanak’i Ozia.