2 Mpanjaka 15:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka. Izy no nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:35 Fandalinana, Boky 2,
35 Tsy nesorina anefa ny toerana avo,+ ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka. Izy no nanorina ny vavahady ambony tamin’ny tranon’i Jehovah.+