2 Mpanjaka 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary 20 taona i Ahaza tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Ary 20 taona i Ahaza tamin’izy lasa mpanjaka, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah Andriamaniny izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+