2 Mpanjaka 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka koa izy, teny amin’ny toerana avo+ sy ny havoana ary teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+
4 Mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka koa izy, teny amin’ny toerana avo+ sy ny havoana ary teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra.+