2 Mpanjaka 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Hezekia*+ zanany no nanjaka nandimby azy.
20 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’izay nandevenana azy ireo tao amin’ny Tanànan’i Davida. Ary i Hezekia*+ zanany no nanjaka nandimby azy.