1 Tantara 4:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 miampy an’ireo tanàna kely manodidina an’ireo tanàna ireo hatrany Bala. Ireo no voasoratra ao amin’ny tetirazany,* ary tao amin’ireo toerana ireo izy ireo no nipetraka. 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:33 Fandalinana, Boky 1,
33 miampy an’ireo tanàna kely manodidina an’ireo tanàna ireo hatrany Bala. Ireo no voasoratra ao amin’ny tetirazany,* ary tao amin’ireo toerana ireo izy ireo no nipetraka.