1 Tantara 4:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Nankany amin’ny Tendrombohitra Seira+ ny sasany tamin’ny taranak’i Simeona, ary nisy 500 lahy izy ireo. Ary nitarika azy ireo i Pelatia, Nearia, Refaia, ary Oziela, izay samy zanak’i Jisy.
42 Nankany amin’ny Tendrombohitra Seira+ ny sasany tamin’ny taranak’i Simeona, ary nisy 500 lahy izy ireo. Ary nitarika azy ireo i Pelatia, Nearia, Refaia, ary Oziela, izay samy zanak’i Jisy.