1 Tantara 5:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanana miaramila matanjaka 44 760 ny tafiky ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase. Nanana ampinga sy sabatra izy ireo, ary nitondra tsipìka* sady efa zatra ady.
18 Nanana miaramila matanjaka 44 760 ny tafiky ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny fokon’i Manase. Nanana ampinga sy sabatra izy ireo, ary nitondra tsipìka* sady efa zatra ady.