1 Tantara 6:77 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 77 Ny sisa tamin’ny Merarita dia nomena an’i Rimono sy ny kijanany, ary Tabara sy ny kijanany. Avy tamin’ny fokon’i Zebolona ireo.+
77 Ny sisa tamin’ny Merarita dia nomena an’i Rimono sy ny kijanany, ary Tabara sy ny kijanany. Avy tamin’ny fokon’i Zebolona ireo.+