1 Tantara 6:78 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 78 Ireto no nomena azy avy tamin’ny fokon’i Robena: Ny tany amin’ny faritr’i Jordana tany akaikin’i Jeriko, tany atsinanan’i Jordana, dia i Bezera any an-tany efitra sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,
78 Ireto no nomena azy avy tamin’ny fokon’i Robena: Ny tany amin’ny faritr’i Jordana tany akaikin’i Jeriko, tany atsinanan’i Jordana, dia i Bezera any an-tany efitra sy ny kijanany, Jahaza+ sy ny kijanany,