1 Tantara 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny zanakalahin’i Bela dia i Ezbona, Ozy, Oziela, Jerimota, ary Iry. Dimy izy ireo, ary lohan’ny fianakaviambeny sady miaramila matanjaka. Nisy 22 034 izy ireo no voasoratra ao amin’ny tetirazany.+
7 Ny zanakalahin’i Bela dia i Ezbona, Ozy, Oziela, Jerimota, ary Iry. Dimy izy ireo, ary lohan’ny fianakaviambeny sady miaramila matanjaka. Nisy 22 034 izy ireo no voasoratra ao amin’ny tetirazany.+