40 Ireo rehetra ireo no taranak’i Asera, izay samy lohan’ny fianakaviambeny. Miaramila voafantina sy matanjaka koa izy ireo, sady lohan’ny mpiadidy. Nisy 26 000 ny isan’izy ireo,+ araka ny voasoratra tao amin’ny tetirazana.+ Tao amin’ny tafika izy ireo ary vonona handeha hiady.