1 Tantara 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Voasoratra tao amin’ny tetirazana daholo ny Israelita, sady voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany tany Babylona ny Joda, satria nivadika.+
9 Voasoratra tao amin’ny tetirazana daholo ny Israelita, sady voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely. Ary natao sesitany tany Babylona ny Joda, satria nivadika.+