1 Tantara 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ny avy tamin’ny taranak’i Zera,+ dia i Jeoela sy ny rahalahiny 690.