1 Tantara 9:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 sy Obadia zanak’i Semaia, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona, ary Berekia zanak’i Asa, zanak’i Elkana. Nipetraka tany amin’ny tanàna kelin’ny Netofatita+ i Elkana.
16 sy Obadia zanak’i Semaia, zanak’i Galala, zanak’i Jedotona, ary Berekia zanak’i Asa, zanak’i Elkana. Nipetraka tany amin’ny tanàna kelin’ny Netofatita+ i Elkana.