1 Tantara 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanesoeso an’i Davida ny mponin’i Jebosa hoe: “Tsy ho tafiditra eto mihitsy ianao!”+ Azon’i Davida ihany anefa i Ziona,+ ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+
5 Nanesoeso an’i Davida ny mponin’i Jebosa hoe: “Tsy ho tafiditra eto mihitsy ianao!”+ Azon’i Davida ihany anefa i Ziona,+ ilay tanàna voaro mafy, ilay lasa nantsoina hoe Tanànan’i Davida.+