1 Tantara 11:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanorina manda sy trano hafa tao amin’ilay tanàna izy, nanomboka teo amin’ilay Havoana* ka hatreny amin’ny manodidina. Naverin’i Joaba hoatran’ny taloha koa ny sisa tamin’ilay tanàna.
8 Ary nanorina manda sy trano hafa tao amin’ilay tanàna izy, nanomboka teo amin’ilay Havoana* ka hatreny amin’ny manodidina. Naverin’i Joaba hoatran’ny taloha koa ny sisa tamin’ilay tanàna.