1 Tantara 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Lasa lehiben’ny miaramila telo hafa i Abisay+ rahalahin’i Joaba.+ Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+ 1 Tantara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 11:20 w05 1/10 10 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:20 Ny Tilikambo Fiambenana,1/10/2005, p. 10
20 Lasa lehiben’ny miaramila telo hafa i Abisay+ rahalahin’i Joaba.+ Nampiasa ny lefony izy, ka nahafaty 300 lahy. Ary nalaza hoatran’ireo telo lahy ihany izy.+