1 Tantara 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Teo koa i Zadoka,+ tovolahy matanjaka sady be herim-po, sy ny lehiben’ny tafika 22 avy amin’ny fianakaviambeny.
28 Teo koa i Zadoka,+ tovolahy matanjaka sady be herim-po, sy ny lehiben’ny tafika 22 avy amin’ny fianakaviambeny.