1 Tantara 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nanontany an’Andriamanitra i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ireo.”+
10 Dia nanontany an’Andriamanitra i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ireo.”+