1 Tantara 14:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia lasa nalaza hatraiza hatraiza i Davida. Ary nataon’i Jehovah natahotra be azy ny firenena rehetra.+
17 Dia lasa nalaza hatraiza hatraiza i Davida. Ary nataon’i Jehovah natahotra be azy ny firenena rehetra.+