1 Tantara 17:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao, toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.+
8 Ary hanampy anao aho na aiza na aiza alehanao,+ ka haringako tsy ho eo anoloanao ny fahavalonao rehetra.+ Dia hataoko malaza ny anaranao, toy ny anaran’ny olo-malaza eny ambonin’ny tany.+