1 Tantara 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa tsy maintsy hanao ny anjarany.”
13 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa tsy maintsy hanao ny anjarany.”