1 Tantara 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa hitan’ny Syrianina fa resin’ny Israely izy ireo, dia naniraka olona izy hampiantso ny Syrianina tany amin’ny faritry ny Renirano.*+ Ary i Sofàka lehiben’ny tafik’i Hadadezera no nitarika azy ireo.+ 1 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:16 Fandalinana, Boky 1,
16 Rehefa hitan’ny Syrianina fa resin’ny Israely izy ireo, dia naniraka olona izy hampiantso ny Syrianina tany amin’ny faritry ny Renirano.*+ Ary i Sofàka lehiben’ny tafik’i Hadadezera no nitarika azy ireo.+