2 Taorian’izay dia nesorin’i Davida ilay satroboninahitra volamena teny an-dohan’i Malkama, ary hitany fa iray talenta no lanjan’izy io, ary nisy vatosoa ilay izy. Dia natao teo amin’ny lohan’i Davida ilay izy. Naka zavatra be dia be avy tao amin’ilay tanàna koa izy.+