- 
	                        
            
            1 Tantara 23:32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
32 Dia nataon’izy ireo ny andraikiny momba ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina. Nampian’izy ireo koa ny rahalahiny, dia ny taranak’i Arona nanompo tao amin’ny tranon’i Jehovah.
 
 -