1 Tantara 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoatr’izany no nandaminana ny fanompoana niandraiketan’izy ireo+ rehefa nankao amin’ny tranon’i Jehovah izy ireo. Izany mantsy no fomba fiasa natoron’i Arona razambeny, araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely azy.
19 Hoatr’izany no nandaminana ny fanompoana niandraiketan’izy ireo+ rehefa nankao amin’ny tranon’i Jehovah izy ireo. Izany mantsy no fomba fiasa natoron’i Arona razambeny, araka ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitry ny Israely azy.