-
1 Tantara 27:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ireto avy ny mpitarika ny fokon’ny Israely: I Eliezera zanak’i Zikry no mpitarika ny Robenita, Sefatia zanak’i Maka no an’ny Simeonita,
-