2 Tantara 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Teo i Solomona no nanao fanatitra teo anatrehan’i Jehovah. Nisy 1 000 ny fanatitra dorana natolony teo ambonin’ilay alitara varahina,+ tao amin’ilay tranolay fihaonana.
6 Teo i Solomona no nanao fanatitra teo anatrehan’i Jehovah. Nisy 1 000 ny fanatitra dorana natolony teo ambonin’ilay alitara varahina,+ tao amin’ilay tranolay fihaonana.