-
2 Tantara 2:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Andefaso mpanao asa tanana mahay àry aho, dia olona havanana amin’ny asa momba ny volamena, volafotsy, varahina,+ vy, volonondry volomparasy, kofehy mena antitra, kofehy manga, nefa koa havanana amin’ny asa sokitra. Hiasa any Joda sy eto Jerosalema izy, miaraka amin’ny mpanao asa tanana mahay efa eto amiko, izay notendren’i Davida raiko.+
-