2 Tantara 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary andefaso hazo sedera sy zenevrie+ sy algoma+ avy any Libàna koa aho. Fantatro tsara hoe efa zatra mikapa ny hazon’i Libàna ny mpanomponao.+ Dia hiara-miasa amin’ny mpanomponao ny mpanompoko,+ 2 Tantara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Ary andefaso hazo sedera sy zenevrie+ sy algoma+ avy any Libàna koa aho. Fantatro tsara hoe efa zatra mikapa ny hazon’i Libàna ny mpanomponao.+ Dia hiara-miasa amin’ny mpanomponao ny mpanompoko,+