2 Tantara 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nopetahany takela-kazo zenevrie ny efitra lehibe, dia avy eo norakofany volamena tena tsara,+ ary noravahany sarina hazo palmie+ sy rojo.+
5 Nopetahany takela-kazo zenevrie ny efitra lehibe, dia avy eo norakofany volamena tena tsara,+ ary noravahany sarina hazo palmie+ sy rojo.+